|
|
|
|

Teny iditra1  mitondraka
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahazo rano haniriany tsara: Tsy mbola nitondraka lahy ity voninkazo itỳ!
5 Mihoa-pefy: Nitondraka ny rano fa be loatra ny orana
6 (biby) Manaram-po miraoka ahitra amin' ny volin' olona: Tsy manaiky aho fa omby dimy no nentin' i Lita nitondraka teny an-tanimboliko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 déborder, se répandre
8 paître dans les plantations d'autrui, se dit des animaux [1.3]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 mandikotra, 14 mandrotika, mitondraka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02