|
|
|
|

Teny iditra1  fitondrana
Fototeny  2 tondra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena: Ohatrinona ny fitondranao ireto kitay ireto
5 Fanaterana: Amin' ny mitataovovonana no fitondrana sakafo ho an' ny marary
6 Fifehezana: Sarotra ny fitondrana olona
7 Fitarihana: Fadio ny naman-dratsy izay tsy mikendry afa-tsy ny fitondrana anao amin' ny ratsy
8 Fanaovana tsara na ratsy amin' olona: Zava-manahirana indraindray ny fitondrana havana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 the act of carrying; government, leadership [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 action de porter; action de conduire; gouvernement [1.8]
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17