|
|
|
|

Teny iditra1  mpitondra
Fototeny  2 tondra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 mpitondra fiasana: forongo mananty sy manery ny fiasana amin'ny milina famoasana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 porteur [1.13]
Ohatra  6  Manana fahefana ny mpitondra; [2.445#]
7  Ny vadintany no mpitondra azy. [1.437#]
8  lalahy no mila azy, satria mpitondra olona. [2.643#]
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 10 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mpitandro, mpitondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09