1 | Ilay rano takontakona fahiny dia niseho. [FOFAFIPE: Haivola]
|
2 | Dia niverina izy ka nitady toerana takontakona, ary niandry izay fotoana hahazoany manatona kely an-dRamagozy. [Ravoajanahary: Sarotra]
|
3 | Ary fantatro moa fa ny basy amidy arivo eny amin' ny varotra mazava dia havotana roa na telo arivo aty amin' ny takontakona? [Andriamalala: Ranomasina]
|
|