|
|
|
|

Teny iditra1  milonjehitra
Fototeny  2 lonjehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
5 Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12