|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misakobona |
| Fototeny | 2 sakobona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina
5 Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 misakobòna |
| Fototeny | 11 sakobona |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misakobona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | misakobòna, misakobona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|