|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mibaby |
| Fototeny | 2baby |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely.
5Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana kristianina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to carry on the back.
[1.2, 1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7porter sur le dos.
[1.3, 1.8] 8figuré: supporter, endurer. [1.3] |
| Ohatra |
9 Ary tonga Rasoa mibaby andRafely.
[2.59#]
10 Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos) [1.3] 11 Indreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina. [2.324] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16mibaby zaza |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|