Entrée |
miditra
(iditra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mandroso avy any ivelany ho ao anatiny: Raha vao niditra tao an-trano izy dia niarahaba Manaiky hiray amin' ny fianakaviana na hikambana amin' ny fikambanana iray: Te hiditra ho zanakareo aho ka mangataka ny zanakareo vavy aivo ho vady ~ Niditra ho miaramila Rakoto Manomboka miasa: Amin' ny valo no miditra ny mpiasa Mikasika zavatra tsy raharahan' ny tena: Aza miditra amin' izany ianao fa zavatra tsy hainao izany
Anaovana ka mahatonga: Misy iaro maro samihafa miditra amin' ny savony Tonga betsaka: Miditra ny volan' ny fiarakaretsaka rehefa faran' ny volana
[1.1]
|
Explications en anglais | To enter, to go in. [1.2]
|
Explications en français | Entrer, pénétrer [1.13]
|
Exemples |
1 | sakafo mafana miditra an-kibo ihany no odiny.
[2.470]
|
2 | Dia vita ny oha-jaza, dia miditra ao an-trano.
[2.48]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miditra |
Passé : |
niditra |
Futur : |
hiditra |
Impératif : |
midira |
|
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Toponymes |
|
Proverbes |
|
Entrée |
miditra
(ditra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manao ditra: Miditra handeha Zomà ny zafikeliko
[1.1]
|
Explications en français | S'opiniâtrer, résister, ne pas céder [1.3]
|
Morphologie |
Présent : |
miditra |
Passé : |
niditra |
Futur : |
hiditra |
Impératif : |
midira |
|
|