Entrée mitsotaka (tsotaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Miditra ao anaty rano na fotaka: Variana Ikoto nijery ny mpihosy sy nandre ny tongotr' izy ireo nitsotaka tao anaty fotaka mandrevo
Morphologie 
mitsotaka
nitsotaka
hitsotaka

Mis à jour le 2020/07/31