|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misolontsolona
Fototeny  2 solontsolona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolontsolana irery tery aloha [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 misolantsolana

Teny iditra (2/2)10  misolontsolòna
Fototeny  11 solontsolona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolontsolona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  misolontsolòna, misolontsolona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21