|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 misolantsolana |
| Fototeny | 2 solantsolana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamindra sy mandeha feno anjona sy miandranandrana: Nahazo laharana ambony i Soa ka misolantsolana erỳ eny amin' ny arabe
5 Misosososo miandranandrana amin-kasahiana tsy misy tahotra: Indro ny anao fa nisolantsolana irery tery aloha [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 misolantsolàna |
| Fototeny | 11 solantsolana |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misolantsolana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | misolantsolana, misolantsolàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|