|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miroboka |
| Fototeny | 2roboka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4mitsoboka, mirotsaka anaty rano.
[Sihanaka]
[1.78] 5Midina ao anaty rano: Aza miroboka ao anaty rano vao maraina ianao fa sao manavy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to go into the water, to ford a stream.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7passer à gué, se mettre à l'eau.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 akoromby, 14 miroboka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|