|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mirotsaka |
| Fototeny | 2rotsaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Milatsaka (orana): Mijanòna fa efa mirotsaka ny orana.
5Milatsaka: Nirotsaka ho zandary izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to fall; to join up, to offer one's services.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7tomber dedans, dégringoler; s'enrôler, devenir membre.
[1.8] |
| Ohatra |
8 mirotsaka daholo na lahy na vavy amin' izany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 kamositra, 15 mirotsaka, 16 misatroka, 17 misokatra, 18 mitsoraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|