|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mihenahena
Fototeny  2 henahena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandà amim-pikiribibiana: Mihenahena Isambilo rehefa irahina
5 Mangina tsy miteny, tsy mamaly: Nahoana ianao no mihenahena nefa anontanian' olona?
6 Mitaredretra, milasilasy ela: Nahoana no nihenahena tany an-tsena ialahy
7 Mikiribiby amin' ny heviny: Ianao koa, Rangahy, dia mihenahena amin' izay roanjato ariary izay [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)13  mihenahenà
Fototeny  14 henahena
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihenahena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mihenahenà, mihenahena, 16 minehanehà, minehaneha

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21