Entrée maninteraka (tanteraka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandoaka hatrany ambadika, managorobaka: Maninteraka hazo fisaka ~ Maninteraka ny rahona ny tanamasoandro
Morphologie 
maninteraka
naninteraka
haninteraka
maninteraha
Autres orthographes 
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 147] Tsy angano na arira fanao intsony ity fa tena fiainana mby an-koditra, maha ana ny fo, maninteraka ny fanahy.

Entrée maninteraka
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] manantanteraka

Mis à jour le 2020/07/31