Entrée (1/2) | 1 tanteraka |
Partie du discours | 2 adjectif |
Dérivés |
|
Explications en malgache |
7 Loaka tafaboroaka any ambadika: Ataovy tanteraka any ambadika ny fantsika 8 Vita tsara an-tsakany sy an-davany, tontosa: Tanterakaizao ny nokasainao ka ahoana 9 Lavorary, tomombana: Tamim-panajana tanteraka no nandraisany anay [1.1] |
Explications en anglais |
10 effected, accomplished, completed; perfect [1.7] |
Explications en français |
11 effectué, accomplit; parfait [1.8] 12 réalisé; débouchant; totalement [1.13] |
Exemples |
13 Matoky tanteraka anareo aho. [2.649#201] 14 Niova tanteraka ny fiainako. [2.356#132] 15 Maina tanteraka ny ranomasony. [2.470#146] |
Analogues | 16 efa, vita, tontosa, tomombana, to, maty paika, nitady toko ka sendra vato, nikororoka vary ka sendra rivotra, naniry zaza ka tera-dahy |
Mots composés |
|
Proverbes | 22 Proverbes contenant le mot tanteraka |
Entrée (2/2) | 23 tanteraka |
Partie du discours | 24 nom |
Vocabulaire |
25 Botanique 26 Santé |
Explications en français |
27 (de teraka : action d'enfanter, de mettre au monde). Nom de préparations généralement à base de plantes aromatiques qu'on utilise en bains de vapeurs avant et après l'accouchement. [Merina]
[1.196] |
Phytonymes |
|
Anagrammes | 29 taketrana, tanteraka |
Mis à jour le 2023/09/07 |