|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tomombana |
| Fototeny | 2 tombana |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vita tsara tanteraka, lavorary:
5 Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 accompli, parfait, achevé
[1.3] |
| Ohatra |
7 Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho.
[2.117]
8 Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! [2.113] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 16 voninkazo tomombana |
| Fivaditsoratra | 17 manombota, tomombana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|