1 | [Razafiarivony: Harivolana, page 124]
Tsy azo ialana ny jiny, hoy ny poeta, tsy maintsy atao ny sorona fa izay no manala ny "ratsy" eo amin'ny fiainan'ny olona ary mitondra amin'ny fahatomombanana
|
2 | [SeFaFi , 2007/08/10]
Raha tsy izany, mitombina ny ahiahy amin' ny « itsinjarana ny fahefana » mikasika ny lesoka eo amin' ny fifandraisan' ny rantsana isan-tokony eo amin' ny fahatomombanana izay indrisy tsikaritra matetika eo amin' ny Fanjakana foibe
|
|