Entrée anatanterahana (tanteraka)
Partie du discours verbe relatif
Explications en français  [1.3]
Exemples 
1Eo amin' ny vato miorina ao an-tampon-tanànan' Evato no anatanterahana izany velirano izany. [2.508]
2Ny lalàna no mamaritra ny foto-kevitra ankapobe andaminana ny andrim-panjakana tsirairay avy sy anatanterahana ny tetibolany. [2.114]
Morphologie 
Présent : anatanterahana, anatanterahako, anatanterahanao, anatanterahany, anatanterahantsika, anatanterahanay, anatanterahanareo, anatanterahan', anatanterahan-, anatanteraham-, anatanteraha-
Passé : nanatanterahana, nanatanterahako, nanatanterahanao, nanatanterahany, nanatanterahantsika, nanatanterahanay, nanatanterahanareo, nanatanterahan', nanatanterahan-, nanatanteraham-, nanatanteraha-
Futur : hanatanterahana, hanatanterahako, hanatanterahanao, hanatanterahany, hanatanterahantsika, hanatanterahanay, hanatanterahanareo, hanatanterahan', hanatanterahan-, hanatanteraham-, hanatanteraha-
Impératif : anatanteraho

Mis à jour le 2023/01/20