|
|
|
|

Teny iditra1  mpanatanteraka
Fototeny  2 tanteraka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4 executive function, executive power [1.320]
Fanazavàna teny frantsay  5 celui qui accomplit [1.3]
6 exécutant, exécutif [1.13]
7 fonction exécutive, pouvoir exécutif [1.320]
Ohatra  8  Manjary mpiasa mpanatanteraka baiko fotsiny ny ankamaroany. [2.285]
9  Ny Fokonolona dia mpanatanteraka fotsiny ny baiko sy teny midina. [2.113]
10  Atolotry ny Vondrona revolisionera izy sy ny Komity mpanatanteraka, ary fidin' ny be sy ny maro. [2.606]
11  mpanatanteraka ny anay Ray aman-dreny ka dia ny tetika sy ny fiomanana rehetra dia anareo zatovo. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12