Entrée misovoka (sovoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mamely tampoka, manampoka: Nisovoka ny fahavalo
¶ Miditra mangina sy misokosoko mba tsy ho hita na ho re: Nisovoka namangy ny havany izy
Morphologie 
misovoka
nisovoka
hisovoka
misovoha
Synonymes misoko

Mis à jour le 2020/07/31