|
|
|
|

Entrée1  milatsaka
Radical  2  latsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy
5  Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana
6  Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay
7  Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka
8  Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy
9  Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao [1.1]
Explications en anglais  10  to fall, to drop, to lower, to enter [1.2]
11  to fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc [1.7]
Explications en français  12  tomber; s'engager; devenir membre [1.8]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Mots composés 

Anagrammes  18  atsikalam, milatsaka

Mis à jour le 2023/09/08