Entrée mikiribiby (kiribiby (kiry, biby))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mitana mafy ny heviny tsy azo atao ahoana amin' ahoana: Mikiribiby hitondra ny zanany hanaraka azy izy ka tsy hita izay hatao
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to be obstinate in evil ways
Explications en français  [Hallanger 1974] s'obstiner dans le mal
Morphologie 
mikiribiby
nikiribiby
hikiribiby
mikiribibia
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31