|
|
|
|

Entrée (1/2)1  ditra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Kiry tafahoatra hanao araka ny hevitry ny tena na dia fantatra fa tsy marina sy tsy tsara aza: Be di-doha koa izany raha olona. Tsy nahaleo ditra azy aho ka naleoko nihataka [1.1]
4  Finiavana hanao ny tsy mety na dia tenenina lava izao aza: Ditran' ankizy re izany! Tsy avala hifoka sigara izy ka mbola mifoka foana ihany. [1.1]
Explications en anglais  5  Obstinacy, contumacy, stubbornness; hardness, as or wood, string, etc. See kiry, hihitra [1.2]
6  Stubbornness, obstinacy [1.7]
Explications en français  7  Entêtement; obstination dans le mal [1.8]
8  Bêtise [1.13]
Morphologie 
9  Simple :
Dérivés 
10  Verbes actif :
11  Verbes passif :
12  Verbes relatif :
13  Noms :
14  Adjectifs :
Synonymes  15  hery loha, kiry
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot ditra

Entrée (2/2)19  ditra
Partie du discours  20  nom
Vocabulaire  21  Géologie
Explications en malgache  22  Tanimanga [1.13]
Explications en français  23  Argile [1.13]
Morphologie 
24  Simple :
Synonymes  25  tanimanga
Mots composés 

Mis à jour le 2023/08/11