|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tanimanga |
| Singan-teny | 2 tany, 3 manga |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 karazan-tany azo pondipondena tsara rehefa lena, tsy tantera-drano koa, ka tsara hanaovana biriky na taila
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 clay
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 Argile, terre glaise : tuiles, briques cuites
[1.3] 8 argile [1.8] |
| Voambolana | 9 Haibolantany |
| Tovy hevitra | 10 taniditra |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 manangita, manangità, 13 tamingana, 14 tanimanga |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|