|
|
|
|

Entrée (1/5)1  raboka
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Verbes actifs :
Explications en malgache  4  vely, famelezana [Tambahoaka] [1.78]

Entrée (2/5)5  raboka
Partie du discours  6  nom
Vocabulaire  7  Biologie
Explications en français  8  poumon. [Tankarana, Sihanaka, Tanosy] [1.19, 1.78]

Entrée (3/5)9  raboka
Partie du discours  10  nom
Vocabulaire  11  Santé
Explications en malgache  12  Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [1.1]
13  areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [1.13]
14  Jereo "Raboka (TB, Tioberikilaozy)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 179] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
Explications en français  15  tuberculose [1.13]
Mots composés 

Entrée (4/5)18  raboka
Partie du discours  19  nom
Vocabulaire  20  Jeu
Explications en malgache  21  Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [1.1]

Entrée (5/5)22  raboka
Partie du discours  23  nom
Vocabulaire  24  Botanique
Explications en français  25  (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [Mahafaly] [1.196]
Nom scientifique 

Anagrammes  27  bakaro, bakora, baroka, boraka, kabaro, karabo, raboka, robaka

Mis à jour le 2023/06/19