|
|
|
|

Teny iditra1  kilalao
Fototeny  2 lalao
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zavatra entin' ny ankizy hanary dia azy na hanatanjahany ny tenany: Nahoana no simbanao ity kilalaon-janako
5 Zavajavatra mahafinaritra: Nataon' ny saka kilalao ilay totozy vao nohaniny
6 Fanarian-dia misy hira, dihy...: Lasa nizaha kilalao ry Rabe mianakavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a toy, a plaything; play; theatricals [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 jouet; jeux, divertissements [1.8]
Tsipelina hafa  9 kilaolao
Tovy hevitra  10 tsilalao
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  13 alikola, kilalao, 14 lakaoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17