|
|
|
|

Teny iditra1 tolona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [toloña] 3ady (lalao). [Tambahoaka, Bezanozano] [1.78]
4Fifampibedana hifandavo; fifandraisana hanao izay hampianjera ny andaniny: Anisan' ny kilatao henjankenjana ny tolona.
5Ady atao mba hahazoana zava-tsoa iray: Mitohy ny tolona momba ny fahafahana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6lutte. [1.13]
Ohatra  7 Tsy misy lehilahy sy vehivavy, hoy izy namarana ny teniny, amin' ny tolona ho famonjena ny firenena. [2.472]
Haiendriteny 
8 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  24 Kilalao
Kamban-teny rehetra  25sendra tolona tsy omby tratra
Ohabolana  26 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  27 ntaolo, 28 tolona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02