|
|
|
|

Teny iditra 1  kanety
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra boribory kely tahaka ny fanondro, vita amin' ny vato na tamaboha na tanimanga, ilalaovan' ny ankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a marble (plaything) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 bille (jouet) [1.8]
Voambolana  6  Kilalao
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  52  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how kanety
Ohabolana  53  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  54 ankety, kanety, 55 Kenita, 56 ketañy, 57 ketina, 58 tanike

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07