|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 tsontsori-mamba |
| Singan-teny | 2 tsontsorika, 3 mamba |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 fianjerana ao anaty rano, ka ny loha no alefa aloha: kilalaon' ankizilahy: atao mifampidipiditra ao anelakela-pen' ny namana avy ny lohan' ny tsirairay dia mitsimbadimbadika amin' izay izy
[1.1] |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Ohabolana | 50 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|