Entrée moraingy
Partie du discours nom
Explications en malgache Haiady nentin-drazana izay mbola fanao any amin' ny faritra sasany eto Madagasikara [1.62]
Explications en français Boxe traditionelle [1.5]
 Nom donné à une sorte de lutte très populaire [1.196]
Exemples 
1Indraindray ry zareo raha mandray vahiny dia manao moraingy [2.643]
2Ao kosa ireo kilalao mihavitsy mpanao toy ny raosy jamba, ny amponga tany, ny marakely, ny moraingy. [2.117]
3Lalao mikasika ny fiainan'ny mpivady mandrakariva no fanaon' ny ankizivavy, fa ny kiombiomby sy ny lalaom-batana (moraingy) [2.606]
Vocabulaire 

Entrée moraingy
Partie du discours nom
Explications en malgache Hazo avy any Indo-Malezia. Tany Maorisy sy La Réunion aloha no nampidirina azy. Vao haingana ihany no tonga teto Madagasikara. Faritra mafana no tiany, rehefa latsaky ny 300 metatra ny haavony, any avaratra sy avaratra andrefana. Rehefa mihintsana ny raviny, dia mihanjahanja ireo sampany, saika manao fandrin-drano sy ireo voany maitso loko, lava mikirozaroza ohatra ny apela. Manodidina ny voany ny kiran' ny kapôka. Septambra ka hatramin' ny Novambra no mamony sy mamoa.
Mitovy hevitra: landihazobe ~ pemba [1.62]
Explications en français  [Sakalava] Ceiba pentandra (L.) Gaertn. (Malvaceae). L'huile tirée des graines est utilisée par les lutteurs pour s'oindre le corps. [1.196]
Nom scientifique Ceiba pentandra
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/10/23