Entrée |
katro > katroka
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Feno isa tsara, tsy latsaka na manana amby: Valopolo amby zato ariary katroka tsara no nividianako io akoho io [1.1]
|
Explications en anglais | The same, exactly:
roapòlo àndro kàtroka: exactly 20 days [1.7]
|
Explications en français | Le même, exactement [1.8]
|
Exemples |
1 | Feno efa-bolana katroka ny fanompoanay tao.
[2.643]
|
2 | Na dia izany aza anefo rehefa olom-pirenena feno 18 taona katroka dia azo ampiandreiketina fitantanan-draharaha ao an-tokantranon' ny fikambanana.
[2.114]
|
|
Dérivés |
Citations |
|
Entrée |
katro > katroka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Bezanozano]
Dona, fidonana, ady Fifandonana; fihaonana misy fifamelezana; ady tsy mifampitsitsy [1.78]
|
Dérivés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
|
Entrée |
katro > katroka
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
Démonter un fusil. [1.19]
|
|