|
|
|
|

Entrée1  tandrimo
Radical  2  rimo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo. [1.1]
Explications en anglais  5  a top [1.7]
Explications en français  6  toupie [1.8]
Exemples  7  Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]
Tous les mots composés  8  3 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  9  Jeu
Analogues  10  sangodina
Proverbes  11  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  12 mandotry, 13 mitandro, 14 mitondra, mitondrà, 15 tandrimo

Mis à jour le 2025/10/18