Entrée mitolona (tolona)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mibeda: Nitolona an' i Beva i Balita fa tsy nahalavo azy
¶ Manodidina ny sandry: Nitolona ilay vatankazo bontona Rakoto ka tsy nahafehy azy tao anaty sandriny
¶ Miady amin'ny..., manohitra, manoha: Tokony hitolona amin' ny fitiavan-tena voalohany indrindra isika
Mitovy hevitra: mamia ~ mamihina ~ mangeja ~ mangia ~ mibeda
  [Rakotosaona 1975] [Tambahoaka] manao tolona
Morphologie 
mitolona
nitolona
hitolona
mitoloma
Synonymes mifampitolona
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 194] Mitolona amin' izany ireo solombavambahoakantsika any Frantsa.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31