|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 mamihina
Fototeny  2fihina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Mihazona ao anatin' ny sandry anankiroa; mambomba. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5to grasp, to clutch, to press, to hold, to embrace with both hands.. [1.2]
6to press, to clasp, to clutch. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7serrer, embrasser. [1.8]
Ohatra  8 ny mifiaka dia mitsako zavatra ka mamihina azy ary mitroka ny ranony; [2.314#]
9 Te hifendrofendro noho izany indray izy, nefa tsy fantany mazava ny anton' ny tomaniny ka naleony mamihina ny ranomasony. [2.470#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Mpanahaka  14 mambeda, 15 mambomba, 16 mamia, 17 mangaika, 18 mangehy, 19 mangeja, 20 mangia, 21 manohona, 22 manomba, 23 manotrona, 24 mibeda
Kamban-teny rehetra  25Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)26 mamihìna
Fototeny  27fihina
Sokajin-teny  28 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamihina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  29 mamihina, mamihìna, 30 mihamìna, mihamina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/06