|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manotrona |
| Fototeny | 2 otrona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io
5 Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina 6 Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to escort
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 escorter, accompagner
[1.8] |
| Ohatra |
9 Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 14 manotròna |
| Fototeny | 15 otrona |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manotrona [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 manonotra, manotròna, manotrona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|