|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mambomba |
| Fototeny | 2 bomba |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandrakotra (filaza ny reny misakobona ny zanany ao anaty lamba, eo am-pofoany), manarona:
5 Mambomba ny zanany ao anaty lamba Rasoa fa mangatsiaka ny andro [1.1] 6 ny tena hevitry ny hoe mambomba dia mandrakotra amin'ny ila lamba itafiana [2.314] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to cover, as a hen covers her chickens. see manomba [omba]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 couvrir
[1.3] |
| Ohatra |
9 tahaka ny afo, ka izay mambomba azy no may;
[2.346#9]
10 Nefa ny tena fotony dia ny kolotsaina mambomba azy. [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 15 manomba |
| Teny iditra (2/2) | 16 mambombà |
| Fototeny | 17 bomba |
| Sokajin-teny | 18 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mambomba [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mambombà, mambomba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|