|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitazonana mafy amin' ny tanana tokana atao mikainkona na amin' ny tanana roa ampifandraisina mba tsy hahafahan' ilay voatana mikofoka.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a grasp, a clutch, seizure by both hands. See fehitra, fikitra, fina
[1.2] 5 a grasp, a grab, a clutching [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 action de tenir, de retenir
[1.3#168, 1.8] 7 action de serrer, d'embrasser [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 24 Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | 25 fahiny, 26 fanihy, 27 fihany, fihina, 28 hanify |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|