Entrée vely
Partie du discours nom
Explications en malgache Fikapohana, famonoana amin' ny zavatra (hazo, kanonta) eny an-tanana: Vely kanonta / Vely vary [1.1]
Explications en anglais a blow [1.7]
Explications en français action de battre [1.8, 1.196]
 action de détacher les grains [1.196]
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Exemples Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472]
Proverbes 

Anagrammes levy

Mis à jour le 2022/05/31