Entrée | amely (vely) | ||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||
Explications en malgache | Enti-milaza ny zavatra ampiasaina ho enti-mamely, saingy amin' ny hevitra an' ohatra ihany; itezerana, andevilevena: Mafy izay teny nameliny ahy izay [1.1] | ||||||
Exemples | Nisy olona niroso amely tsy nanana afa tsy langilangy, hita ny andia-mpiady izay lefona no netiny nisetra akanin-tafondro marovava, nisy ny antsibe sy kalazano mba hany fiadina tao amin'ny toby
[2.472] | ||||||
Morphologie |
| ||||||
Proverbes | Proverbes contenant le mot amely | ||||||
Anagrammes | amely, miale |
Mis à jour le 2023/01/05 |