Entrée | 1 mamely (vely) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mikapoka: Namely ny zanako tamin' ny tehina ianao [1.1] 4 Manisy: Mamely totohondry ahy izy [1.1] 5 Mahavoa, mampitondra faisana na fahavoazana: Namely ny tranon-dakolosy ny varatra omaly hariva / Namely mafy tokoa ny fofoka tamin' ity taona [1.1] 6 Mahavoa, mahatratra: Mamely ny tsara fanahy sy ny ratsy fanahy ny fahafatesana [1.1] 7 Misovoka, mananika: Mamely tampoka ny fahavalo ka aoka ho malina mandrakariva [1.1] 8 Manindrona, mandevilevy: Namely ahy mafy iny teniny iny [1.1] 9 Manaratsy: Namely ahy tao amin' ny gazetinao ianao [1.1] 10 Manohitra: Mamely ny fivavahana io gazety io [1.1] |
Explications en français |
11 Battre, donner des coups: Aza mamely azy tahaka izany (Ne le battez pas de la sorte) ~ Namely totohondry azy izy (Il lui a donné un coup de poing [1.3#823] 12 Travailler de toutes ses forces, faire avec ardeur, attaquer fortement en paroles: Namely asa tokoa izahay androany (Nous avons travaillé tout de bon aujourd’hui) ~ Namely fatratra izy tamin’ ny fihinanana (Il a vraiment bien mangé, il s’en est bien donné au repas) ~ Namely fatratra izahay tamin’ ny dianay (Nous avons bien marché dans notre voyage) ~ Namely ahy mafy tamin’ ny teniny izy (Il m’a attaqué fortement dans ce qu’il a dit, il m'a réprimandé fortement) [1.3#823] |
Exemples |
13 ary ny mosary koa mamely isam-pahavaratra. [1.436#] 14 ka manomboka mamely, ivohony, ny fahavalo. [2.270#] 15 Isan'izay mahagaga indrindra ity parasy mamely mafy ity. [2.59#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 24 Proverbes contenant le mot mamely |
Anagrammes | 25 malemy, mamely |
Mis à jour le 2023/06/05 |