Entrée velezina (vely)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Kapohina mafy: Noveleziny tamin' ny kibay ilay kely ka saika torana
¶ Kapohina mba hihintsanan' ny voambary: Eo amin' ny famoloana no velezina ny vary
¶ Ampanenoina: Velezo amin' izay àry ny lakolosy ~ Any ambanivohitra dia ny amponga no velezina raha hamory ny fokonolona [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to be struck; to be beaten; to be threshed [Hallanger 1973]
Explications en français qu'on bat, qu'on sonne, qu'on dépique: Noveleziny mafy loatra ny zanany (Il a battu, réprimandé trop fortement son enfant) [Abinal 1888]
 qu'on bat, qu'on frappe [Hallanger 1974]
Morphologie 
velezina
veleziko
velezinao
veleziny
velezintsika
velezinay
velezinareo
velezin'
velezin-
velezim-
velezi-
novelezina
noveleziko
novelezinao
noveleziny
novelezintsika
novelezinay
novelezinareo
novelezin'
novelezin-
novelezim-
novelezi-
hovelezina
hoveleziko
hovelezinao
hoveleziny
hovelezintsika
hovelezinay
hovelezinareo
hovelezin'
hovelezin-
hovelezim-
hovelezi-
velezo
Mots composés, titres, noms 
Exemples Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. [Andraina: Mitaraina, page 21]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31