|
|
|
|

Teny iditra (1/9)1  any
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza toerana tsy hita maso, azo tovonana t raha enti-milaza ny lasa: Any Toamasina i dadatoa. ~ Lasa any an' ala izy. ~ Tany Fianarantsoa aho no teraka.
4 Ireto avy ny fampiasana hafa ny any: Raha averina aloha sy aorian' ny teny milaza toerana ny any, dia milaza toerana lavitra dia lavitra tsy bita maso: Lasa nanidina any ambony any ilay fiaramanidina
5 Indraindray kosa mifanohitra amin' ny atỳ ny any: Salama tsara izahay atỳ fa ianareo any no manao ahoana
6 Eo alohan' ny anaran-tsamirery milaza olona izay andefasan-taratasy: Any Randria, manao ahoana ianareo? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 there, in that place, but distant and unseen. The past tense is tany, and the future ho any. [1.2]
8 there, fairly far away not visible; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [añy] 9 là-bas, à, vers [Taisaka] [1.82]
10 là, à une certaine distance, pas visible [1.8]
Ohatra  11  Tsy hijanona ela any aho. [2.472]
12  ka any Antsirabe no haleha. [2.324]
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Mpanahaka  16  any, 17  ao, 18  ary, 19  aroa, 20  aty, 21  ato, 22  atsy, 23  eny, 24  eo, 25  ery, 26  eroa, 27  ety, 28  eto, 29  etsy
Kamban-teny rehetra  30  Fikambanana 33 amin' io teny io

Teny iditra (2/9)31  any
Sokajin-teny  32  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  33 prefix (an-) used to form place names, meaning, at ... as:
34 Analakely; Ambatolampy (vatolampy, bedrock); Ampàndrana (fandrana, a kind ofpalm); amb- and amp- are used before certain consonants [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  35 préfixe qu'on met devant les noms de lieux; ex.:
36 Analakely; Ambatolàmpy, au rocher;
37 Ampàndrana, aux palmiers;
38 amb- et amp- se mettent devant certaines consonnes [1.8]
Kamban-teny rehetra  39  Fikambanana 26 amin' io teny io

Teny iditra (3/9)40  any
Sokajin-teny  41  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  42 belonging to, for. Nihiny is used in the provinces for this. Any is also used between transitive verbs and proper nouns in the accusative case, as mamely any Jaona izy, He strikes John. Before vowels it is usual to write an apostrophe for the final y; and before consonants which require to be strengthened from close proximity to n, the y is substituted by a hyphen, and the consonant is strengthened accordingly. Thus we have: midera an' andriamanitra izy, He praises God; an-dRabe, Rabe's; an' olona, Somebody's; an' iza, Whose? An-jovy, Whose? In the provinces anahy and anakahy [any and ahy] are used for mine; and anazy for azy; and very probably the an- of the pronouns in the objective case comes from this, as anao, anay, antsika, anareo. [1.2]
Kamban-teny rehetra  43  Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (4/9)44  any
Sokajin-teny  45  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  46 Enti-milaza fotoana izay fampiasa mba hilazana:
47 -- Fe-potoana efa lasa amin' ny andro itenenana ka mbetika mikambana amin' ny anarana iarahany izy, mbetika misaraka: Aninaraina, anikeheo, any tontolo andro
48 -- Fotoana mbola ho avy, ka eto koa izy mety ho lasa aloha na aorian' ny anarana iarahany: Any andro hahatongavako dokotera ~ Taona any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  49 used with andro, as andro any, the past part of the day, to-day. It is generally past in tense. [1.2]
Kamban-teny rehetra  50  Fikambanana 4 amin' io teny io

Teny iditra (5/9)51  any
Sokajin-teny  52  anarana
Fanazavàna teny malagasy  53 Enti-milaza fanantsodiana kofehy anenomana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  54 Ira is used in the provinces. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  55 ourdissage de la trame [1.3#48]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :

Teny iditra (6/9)63  any
Sokajin-teny  64  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  65 atao, inoana [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  66 qu'on fait, qu'on croit [Taisaka] [1.82]
Haiendriteny 
67  Ny ankehitriny :
68  Ny lasa :
69  Ny hoavy :
70  Filaza mandidy :

Teny iditra (7/9)71  añy
Sokajin-teny  72  anarana
Fanazavàna teny malagasy  73 rivotra [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  74 vent [Taisaka] [1.82]
Voambolana  75  Haitoetrandro

Teny iditra (8/9)76  any
Sokajin-teny  77  Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  78 qui a une maladie (en composition):
79 anisery (enrhumé)
80 animbay (qui a une plaie) [Taisaka] [1.82]
Voambolana  81  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  82  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (9/9)83  any    
Sokajin-teny  84  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  85 na iza na iza, na inona na inona; izay misy [1.17]

Fivaditsoratra  86 an' i, 87 any, añy, 88 ~ina, ina, i~na, 89 nay, -nay, 90 nia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13