Entrée atsy
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition malgache Enti-milaza toerana akaikikaiky somary an-tsisintsisiny na tondroin-tanana izay tsy hita fa takona: Nisy feo nivoaka avy atsy anaty lobolobo atsy [Rajemisa 1985]
Définition anglaise here (not in sight) [Hallanger 1973]
Définition française ici, là (pas visible) [Hallanger 1974]
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Mis à jour le 2009/02/23