Entrée |
eny
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika ¶ Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | there, not too far away (in sight); [Hallanger 1973]
|
Explications en français | [ eñy ] [Taisaka]
là-bas, vers, à [Deschamps 1936]
|
| là-bas, pas bien loin, visible [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
Exemples | Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [Andraina: I Vola, page 58]
|
|
Entrée |
eny
|
Partie du discours | adverbe
|
Explications en malgache | Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona ¶ Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | yes [Hallanger 1973]
|
Explications en français | oui [Hallanger 1974]
|
Synonymes | ~ ~ |
Exemples | Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 19]
|
|
Entrée |
eñy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | [Taisaka]
fijanonana [Rakotosaona 1975]
|
Dérivations |
Citations |
|
Entrée |
eny
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en français | [Taisaka]
six [Deschamps 1936]
|
|
Entrée |
eny
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Merina]
(de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné).
Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en
Imerina.
On en amenait le bois de fort loin.
[Boiteau 1997]
|
Vocabulaire |
|