Entrée ao
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Enti-milaza toerana akaikin' ny misy ny tena fa tsy anatrehana: Misy voronkely ao an' efitra ao
¶ Toerana tsy dia lavitra loatra fa takona: Misy tanàna ao ambadik' io tendrombohitra io
¶ Toerana anaty: Malahelo ao am-po ny olona tsy tantera-panantenana
Explications en anglais  [Richardson 1885] there, in that place, in; usually means in a place where the object is not seen. Past, tao; future, ho ao. See any, eo.
  [Hallanger 1973] there (not in sight)
Explications en français  [Hallanger 1974] là (pas visible)
Explications en italien  [Profita 1969] la (a vista)
¶ Preposizione di stato in luogo: monina ao Roma izy, egli abita a Roma
Dérivations 
Morphologie 
ao
tao
ho ao
Mots composés, titres, noms 
Analogues  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Entrée -ao
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mpisolo anarana fanao tovana entina misolo ny olona iresahana raha tokana: Sasao ny lohanao sy ny tongotrao. / Rahoviana no ho vitanao ity raharaha ity?
Explications en français  [Abinal 1888] -nao. Tien , tienne, à toi, ta, tes, par toi, de toi. Ny masonao: tes yeux, vos yeux. Azonao: obtenu, reçu, compris par toi, par vous. Alohanao: avant toi, avant vous.
¶ Tu, toi, entre femmes. Nahoana, ry nao, no manao izany indry a? pourquoi agis-tu ainsi, toi? Dans certaines façons de parler familières, les suffixes nao, ao visent celui dont on parle (3e personne). Ity lohanao e! quelle vilaine tête il a! Intony endrikao e! qu'il est laid! Izany tongotrao e! qu'il a de vilains pieds celui-là!
Explications en anglais  [Richardson 1885] thine, thy; by thee.
Explications en français  [Abinal 1888] De toi, par toi, de vous, par vous. Se place comme régime indirect après les mots déterminés par ka, tra, na: zanakao: ton enfant; takatrao: atteint par toi; anaranao: ton nom.
  [Rajaonarimanana 1995] De toi, par toi, de vous, par vous.
Analogues  -nao
  ianao ~ anao
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée ao
Partie du discours interjection [liste complète]
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] teny enti-milaza ny fahafaham-po rehefa misy zavatra vita ny tonga amin'ny ilana azy: Ao iñy zalahy!

Mis à jour le 2020/07/31