Entrée ianao
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina: ~ Amin'ny firy no handeha ianao? [1.1]
Explications en anglais [ hianao ] Thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao. [1.2]
 Same as hianao [1.7]
Explications en français [ hianao ] Vous (employé pour toi) [1.3]
 Vous (respect) [1.5]
 Même que hianao [1.8]
  [Tanala] (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi. [1.6]
Explications en italien Tu [1.18]
Exemples 
1Hahita loza ianao! [2.528]
2Manao ahoana ianao, anaka? [2.4]
3Ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470]
4Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445]
Mots composés 
Autres orthographes 
Analogues  anao ~ -ao ~ -nao ~ ialahy ~ ise
Tableaux et planches tous les pronoms

Anagrammes 

Mis à jour le 2021/10/05