Entrée anao
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache  [Tanala] Ianao [1.78]
 Mpisolo anarana misolo olona, enti-manolo ny ianao raha atao teny fameno: Mijery anao izy; na raha atao milaza tompon-javatra: Anao ve itỳ trano amoron-dalana itỳ satroka itỳ? [1.1]
Explications en anglais Thee, thine, you, yours. Accusative and possessive case of hianao. (Fiji angao.) [1.2]
 You (singular, as object); yours [1.7]
Explications en français Toi, te, à toi, à ton tour. Tsy hanatona anao aho: je ne t'approcherai pas. Anao ity antsipika ity: ce couteau est à toi. Anao ny manamboatra io lalana io: c'est à toi à arranger ce chemin. Anao ho anao izany: c'est votre affaire. [1.3]
 Te, toi. [1.5]
 Vous (singulier - objet); vôtre. [1.8]
  [Tanala] Also Anô (pronom personnel complément - 2ème personne du singulier).
1. (sujet): tu, toi.
2. (complément): te, à toi. Izay fady natoroko anao izay: ces interdits que je t'ai enseignés [1.6]
Explications en italien Te
Il tuo [1.18]
Exemples 
1Mety mihitsy ny anao, Rasoa havako. [2.470]
2Mipetrapetraha, hitotoanay ny anao. [2.270]
3Nefa natory tsara ny fahitako anao. [2.332]
Mots composés 
Analogues  ianao ~ -nao, -ao
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/06/17