|
|
|
|

Teny iditra1  eroa
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ary. [Bara] [1.78]
4 Milaza toerana akaikikaiky, taza-maso eo amin' ny telo na dimy metatra, ka tondroina, mifamaly amin' ny aroa raha tsy tazamaso fa takona: Andeha milalao eroa ambany tranoheva, rankizy, fa avy ny orana. (Andeha jereo aroa am-pisoko sao dia nankany ilay bitro). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 there far away (in sight). [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 là bien loin, visible. [1.8]
Ohatra  7  Izaho nafatony teto, hianao teroa, ary Rainimavo tetsy [2.324]
8  Takela-by misy sora-baventy no hitany etsy sy eroa [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpanahaka  13  any, 14  ao, 15  ary, 16  aroa, 17  aty, 18  ato, 19  atsy, 20  eny, 21  eo, 22  ery, 23  eroa, 24  ety, 25  eto, 26  etsy
Kamban-teny rehetra  27  Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  28 aore, 29 -areo, 30 erao, 31 eroa, 32 orea

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/13