|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 ia |
| Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 eny
[Bezanozano]
[1.78] 4 Eny [Tsimihety] [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 yes; "provincial" but also used in Imerina
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 oui; "provincial" mais s'emploie aussi en Imerina
[1.8] 7 oui [Tankarana] [1.19] |
| Teny iditra (2/3) | 8 ia |
| Sokajin-teny | 9 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 iza?
[Taisaka, Bara, Tanosy]
[1.78] 11 iza?: Ia ty nalake y satrokoy ? [Tandroy] [1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qui est-ce ? qui ?
[Tankarana]
[1.19] |
| Tsipelina hafa | 13 hia |
| Tovy hevitra | 14 iza, zovy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (3/3) | 16 ia |
| Sokajin-teny | 17 mpampitohy [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 na
[Bara]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|